Solomon's Other Activities
1. And it came to pass at the end of twenty years, wherein Solomon had built the house of the LORD, and his own house,
1. Au bout de vingt ans, pendant lesquels Salomon bâtit la maison de l`Éternel et sa propre maison,
1. Ary izao no niseho, rehefa afaka ny roapolo taona nanorenan' i Solomona ny tranon' i Jehovah sy ny tranony,
2. That the cities which Huram had restored to Solomon, Solomon built them, and caused the children of Israel to dwell there.
2. il reconstruisit les villes que lui donna Huram et y établit des enfants d`Israël.
2. Dia namboarin' i Solomona ny tanàna izay naverin' i Hirama taminy ka namponenany ny Zanak' Isiraely.
3. And Solomon went to Hamathzobah, and prevailed against it.
3. Salomon marcha contre Hamath, vers Tsoba, et s`en empara.
3. Ary Solomona nankany Hamata-zoba ka naharesy azy.
4. And he built Tadmor in the wilderness, and all the store cities, which he built in Hamath.
4. Il bâtit Thadmor au désert, et toutes les villes servant de magasins en Hamath.
4. Ary nanorina an' i Tadmora tany an' efitra sy ny tanàna fitahirizana rehetra izay nataony tany Hamata izy.
5. Also he built Bethhoron the upper, and Bethhoron the nether, fenced cities, with walls, gates, and bars;
5. "Il bâtit Beth Horon la haute et Beth Horon la basse, villes fortes, ayant des murs, des portes et des barres;"
5. "Ary namboariny koa Beti-horona ambony sy Beti-horona ambany, tanàna nifefy misy manda sy vavahady mihidy;"
6. And Baalath, and all the store cities that Solomon had, and all the chariot cities, and the cities of the horsemen, and all that Solomon desired to build in Jerusalem, and in Lebanon, and throughout all the land of his dominion.
6. Baalath, et toutes les villes servant de magasins et lui appartenant, toutes les villes pour les chars, les villes pour la cavalerie, et tout ce qu`il plut à Salomon de bâtir à Jérusalem, au Liban, et dans tout le pays dont il était le souverain.
6. Ary Baleta sy ny tanàna fitahirizana rehetra izay an' i Solomona sy ny tanàna rehetra fitoeran-kalesy sy ny tanàna rehetra fitoeran' ny mpitaingin-tsoavaly ary izay rehetra tian' i Solomona haorina tany Jerosalema sy ny tany Libanona ary tany amin' ny tany nanjakany rehetra.
7. As for all the people that were left of the Hittites, and the Amorites, and the Perizzites, and the Hivites, and the Jebusites, which were not of Israel,
7. Tout le peuple qui était resté des Héthiens, des Amoréens, des Phéréziens, des Héviens et des Jébusiens, ne faisant point partie d`Israël,
7. Ary ny amin' ny olona sisa rehetra tamin' ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay tsy isan' ny Isiraely,
8. But of their children, who were left after them in the land, whom the children of Israel consumed not, them did Solomon make to pay tribute until this day.
8. leurs descendants qui étaient restés après eux dans le pays et que les enfants d`Israël n`avaient pas détruits, Salomon les leva comme gens de corvée, ce qu`ils ont été jusqu`à ce jour.
8. Dia ny taranany izay sisa nandimby azy teo amin' ny tany, izay naringan' ny Isiraely no nampandoavin' i Solomona hetra mandraka androany.
9. But of the children of Israel did Solomon make no servants for his work; but they were men of war, and chief of his captains, and captains of his chariots and horsemen.
9. "Salomon n`employa comme esclave pour ses travaux aucun des enfants d`Israël; car ils étaient des hommes de guerre, ses chefs, ses officiers, les commandants de ses chars et de sa cavalerie."
9. Fa ny Zanak' Isiraely tsy mba nataon' i Solomona mpanompo tamin' ny asany, fa ireo dia miaramila sy komandin' ny miaramilany sy komandin' ny kalesiny ary mpitaingin-tsoavaly.
10. And these were the chief of king Solomon's officers, even two hundred and fifty, that bare rule over the people.
10. Les chefs placés par le roi Salomon à la tête du peuple, et chargés de le surveiller, étaient au nombre de deux cent cinquante.
10. Ary izao no mpifehy ny olona voatendrin' i Solomona mpanjaka, dia dimampolo amby roanjato izay nanapaka ny olona.
11. And Solomon brought up the daughter of Pharaoh out of the city of David unto the house that he had built for her: for he said, My wife shall not dwell in the house of David king of Israel, because the places are holy, whereunto the ark of the LORD hath come.
11. "Salomon fit monter la fille de Pharaon de la cité de David dans la maison qu`il lui avait bâtie; car il dit: Ma femme n`habitera pas dans la maison de David, roi d`Israël, parce que les lieux où est entrée l`arche de l`Éternel sont saints."
11. Ary Solomona nitondra ny zanakavavin' i Farao niakatra avy tany an-Tanànan' i Davida ho ao amin' ny trano izay naoriny ho azy, fa hoy izy: Ny vadiko tsy mahazo mitoetra ao an-tranon' i Davida, mpanjakan' ny Isiraely, fa masina ny toerana izay efa nidiran' ny fiaran' i Jehovah.
12. Then Solomon offered burnt offerings unto the LORD on the altar of the LORD, which he had built before the porch,
12. Alors Salomon offrit des holocaustes à l`Éternel sur l`autel de l`Éternel, qu`il avait construit devant le portique.
12. Ary tamin' izany Solomona dia nanolotra fanatitra dorana ho an' i Jehovah teo amin' ny alitaran' i Jehovah, izay naoriny teo anoloan' ny lavarangana fidirana.
13. Even after a certain rate every day, offering according to the commandment of Moses, on the sabbaths, and on the new moons, and on the solemn feasts, three times in the year, even in the feast of unleavened bread, and in the feast of weeks, and in the feast of tabernacles.
13. Il offrait ce qui était prescrit par Moïse pour chaque jour, pour les sabbats, pour les nouvelles lunes, et pour les fêtes, trois fois l`année, à la fête des pains sans levain, à la fête des semaines, et à la fête des tabernacles.
13. Eny, nanatitra izay fanao isan' andro izy araka ny didin' i Mosesy, dia amin' ireo sabata sy ny voaloham-bolana sy ny andro firavoravoana lehibe, intelo isan-taona, dia ny andro firavoravoana fihinana ny mofo tsy misy lalivay sy ny andro firavoravoana momba ireo herinandro, ary ny fetin' ny tabernakely.
14. And he appointed, according to the order of David his father, the courses of the priests to their service, and the Levites to their charges, to praise and minister before the priests, as the duty of every day required: the porters also by their courses at every gate: for so had David the man of God commanded.
14. "Il établit dans leurs fonctions, telles que les avait réglées David, son père, les classes des sacrificateurs selon leur office, les Lévites selon leur charge, consistant à célébrer l`Éternel et à faire jour par jour le service en présence des sacrificateurs, et les portiers distribués à chaque porte d`après leurs classes; car ainsi l`avait ordonné David, homme de Dieu."
14. "Ary notendreny koa ny antokon' ny mpisorona araka ny nandaharan' i Davida rainy azy ho amin' ny fanompoany avy, ary ny Levita ho amin' ny anjara-raharahany, dia ny hidera sy hanao ny asa fanompoana eo anoloan' ny mpisorona araka ny raharaha fanao isan' andro, ary ny mpiandry varavarana araka ny antokony amin' ny isam-bavahady; fa izany no nandidian' i Davida, lehilahin' Andriamanitra azy."
15. And they departed not from the commandment of the king unto the priests and Levites concerning any matter, or concerning the treasures.
15. On ne s`écarta point de l`ordre du roi pour les sacrificateurs et les Lévites, ni pour aucune chose, ni pour ce qui concernait les trésors.
15. Ary tsy nialan' ireo ny didin' ny mpanjaka tamin' ny mpisorona sy ny Levita na amin' inona na amin' inona, na ny mikasika ny rakitra.
16. Now all the work of Solomon was prepared unto the day of the foundation of the house of the LORD, and until it was finished. So the house of the LORD was perfected.
16. Ainsi fut dirigée toute l`oeuvre de Salomon, jusqu`au jour où la maison de l`Éternel fut fondée et jusqu`à celui où elle fut terminée. La maison de l`Éternel fut donc achevée.
16. "Toy izany no nanamboaran' i Solomona ny asa rehetra nataony hatramin' ny andro nanorenany ny tranon' i Jehovah ka ambara-pahavitany; ka dia vita tsara ny tranon' i Jehovah."
17. Then went Solomon to Eziongeber, and to Eloth, at the sea side in the land of Edom.
17. Salomon partit alors pour Etsjon Guéber et pour Éloth, sur les bords de la mer, dans le pays d`Édom.
17. Ary tamin' izany Solomona dia nankany Ezion-gebera sy Elota eo amoron' ny ranomasina any amin' ny tany Edoma,
18. And Huram sent him by the hands of his servants ships, and servants that had knowledge of the sea; and they went with the servants of Solomon to Ophir, and took thence four hundred and fifty talents of gold, and brought them to king Solomon.
18. Et Huram lui envoya par ses serviteurs des navires et des serviteurs connaissant la mer. Ils allèrent avec les serviteurs de Salomon à Ophir, et ils y prirent quatre cent cinquante talents d`or, qu`ils apportèrent au roi Salomon.
18. "Ary Hirama nandefa sambo ho azy tamin' ny alalan' ny mpanompony sy mpanompo izay mahay ranomasina; ary niara-nandeha tamin' ny mpanompon' i Solomona ho any Ofira ireo ka nahazo talenta volamena dimampolo amby efajato tany izy, dia nentiny tany amin' i Solomona mpanjaka izany."